Entry | 1 mamela trosa |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany [1.1] |
Explanations in French | 4 remettre une créance [1.3#716] |
Synonyms | 5 mahafoy trosa |
Elementary words | 6 mamela, trosa |
Updated on 2023/04/02 |